|
|
|
|

Teny iditra (1/8)1  vory
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tonga miaraka eo amin' ny toerana iray: Efa vory ny mpianatra ka mitenena ianao.
4 Voangona: Be ihany ny vola vorintsika omaly.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 collected. [1.2, 1.7]
6 assembled, gathered together. [1.2]
7 gathered. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 rassemblé. [1.3#859]
9 ramassé, réuni. [1.3#859, 1.8]
Ohatra  10  Vetivety dia vory lanona izahay. [2.643#]
11  Koa vory eto hianareo : inona no hevitrareo? [2.113#]
12  Tsy ho-lazaina ny hamaroan' ny vahoaka vory; [2.587#]
13  vory maro dia maro ny tovolahy sy ny tovovavy. [1.437#]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  29  Fikambanana 18 amin' io teny io

Teny iditra (2/8)30  vory
Sokajin-teny  31  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  32 round, circular, globular, obstinate, stubborn.
33 figuratively: obstinate, stubborn. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  34 circulaire, rond, ovale. [1.3#860]
Kamban-teny rehetra  35  Fikambanana 9 amin' io teny io

Teny iditra (3/8)36  vory
Sokajin-teny  37  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  38 Manao faribolana: Tsipika vorivory. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Tovy hevitra  42 vorivory
Kamban-teny rehetra  43  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (4/8)44  vory
Sokajin-teny  45  anarana
Fanazavàna teny malagasy  46 Roatra: Vorin-tsavony; vorin-dabiera. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  47 froth, foam. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  48 écume, mousse. [1.3#860, 1.8, 1.196]
49 bave écumante. [1.3#860]
50 bave. [1.8, 1.196]
Kamban-teny rehetra  51  Fikambanana 5 amin' io teny io

Teny iditra (5/8)52  vory
Sokajin-teny  53  anarana
Fanazavàna teny anglisy  54 a gun charge. [1.2#23]
Kamban-teny rehetra  55  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (6/8)56  vory
Sokajin-teny  57  anarana
Fanazavàna teny frantsay  58 (de vory (adjectif ) : rond, sphérique ; allusion à la forme des fruits). Brochoneura vouri (Baill.) Warb. (Myristicaceae). Les fruits de la taille d'une pomme, fournissent un beurre parfumé. Cette matière grasse sert d'onguent pour l'entretien de la peau, son odeur très agréable, rappelle celle de la noix-muscade. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  59  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (7/8)60  vory
Sokajin-teny  61  anarana
Fanazavàna teny frantsay  62 (ou vore (orthographe de Grevé) (de la racine vory : rassemblés ; allusion aux fruits rassemblés en un syncarpe sphérique). Chlorophora greveana (Baill.) Leandri (Moraceae). Arbre à tronc droit lisse, laissant écouler un latex blanc. La décoction des écorces est utilisée comme vermifuge d'après Debray. [Bara, Sakalava] [1.196]
Voambolana  63  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (8/8)64  vory
Sokajin-teny  65  anarana
Fanazavàna teny frantsay  66 (de vory : bave, écume ; allusion à la saveur très amère). Strychnos bifurcata Leeuwenb.(Loganiaceae). Réf. Service Forestier 12851. Petit arbre, riche en alcaloïdes dans toutes ses parties. Réputé très toxique.. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  67  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  68 rivo, 69 rovy, 70 viro, 71 vory

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09