|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fivoriana |
| Fototeny | 2 vory |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fihaonan' olona vitsivitsy na maro, miara-midinika momba ny zavatra iray na mihaino kabary na lahateny famelabelarankevitra: Isan' Asabotsy ny fivoriam-pokontany any aminay
5 Anio misy fivorian' ny filankevitra mpizarazara mari-boninahitro, tarihin' ny filoham-pirenena [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a meeting, a gathering;
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 réunion, assemblée
[1.8] |
| Mpanahaka | 8 fivoriambe |
| Kamban-teny rehetra | 9 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|