|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vorina
Fototeny  2 vory
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Antsoina ho tonga miaraka amin' ny toerana iray: Novorina teo an-tokotanibe ny fokonolona taloha hihaino kabary
5 Angonina: Mahatratra telo arivo ny vola novorina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be gathered, to be collected [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on ramasse, qu'on réunit [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)13  vorina
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 Fangoronana kofehy ho kibory
16 Fionkenana [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  30 ravino, 31 rivano, 32 varôny, vorina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17