|
|
|
|

Teny iditra1  kamory
Fototeny  2 vory
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Rano mihandrona ao amin' ny toerana iray, ka kelikely kokoa noho ny farihy fa lehibe kosa miolotra amin' ny dobo [1.1]
5 velaran-drano mihandrona tsy dia lehibe loatra vita-nanahary na namboarina; antsoina koa hoe matsabory [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6 a pond or reservoir [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 étang [1.3, 1.13]
8 bassin, réservoir [1.3, 1.8]
9 petit lac. [Tankarana] [1.19]
Ohatra  10  Ombieny ombieny, zary lalana ny fefiloha mampisaraka ny ony amin' ny tanimbary, ny tanimbary amin' ny heniheny sy ny kamory lehibe sy kely. [2.470]
11  Tao Alaotra no tena nonenany, nefa ny faritra rehetra manodidina ka nisy kamory na heniheny, nahitana azy daholo. [2.472]
Voambolana  12  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  13 kamorin-driaka
Lahatsoratra  14 Randzavola: kamory ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  kamory, 15 kimora, 16 miroka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09