|
|
|
|

Entrée (1/2)1  vato
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Zavatra mafy sady mavesatra hita ao anaty tany, izay lazain' ny mpahalala fa avy amin' ny fanjarian' ny afo, tany am-boalohany, ho vongana: Tany be vato i Madagasikara afovoan-tany
Potik' io voalaza eo ambony: Vary be vato
Ireo toko alahatra amin' ny fanaovana kilalao sasany, toy ny fanorona, katra, dama: Vatom-panorona
Ireo vy na varahina fandanjana efa misy rahateo ny mariky ny lanja: vato-mizana
Isa azo amin' ny fifidianana: Nitovy ny vato azon-dRakoto sy Rabe tamin' ny fifidianana farany [1.1]
Explications en anglais  4  a stone, a rock, a vote [1.7]
Explications en français  5  pierre [1.8, 1.13]
6  roche, caillou [1.13]
Exemples  7  Nisaina ny vato azon' ny mpilatsaka. [2.356]
8  Misy vato milahadahatra manodidina azy ireo. [2.643]
9  Mavesatra ny vato, ary mavesa-danja ny fasika; [2.996]
Morphologie 
10  Simple :
11  Préfixée :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  18  299 combinaisons de vato
Vocabulaire  19  Géologie
Hyponymes 
Proverbes  29  Proverbes contenant le mot vato
Article  30  Randzavola: vato ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2)31  vato
Partie du discours  32  nom
Explications en malgache  33  vato miforona any anatin' ny voa na ny fantsom-boa [1.13]
Explications en français  34  gravelle [1.3]
35  calcul [1.54]
36  calcul rénal [1.13]
Dérivés 
Noms :
Vocabulaire  38  Santé

Anagrammes  39 tavo, 40 tova, 41 vato

Mis à jour le 2025/09/20