Entrée solaitra
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazam-bato voavoatra hanoratana na hatao tafontrano: Mbola manoratra amin' ny solaitra Ibalita [1.1]
Explications en anglais A slate for writing [1.7]
Explications en français Ardoise d'écolier [1.8]
 Ardoise [1.13]
Exemples 
1Hazo fisaka nolokoina mainty no solaitra. [2.117]
2Fa ny solaitra no tanimbariny, ary ny pensily no angadiny. [1.437]
Vocabulaire 
Mots composés 
Hypéronyme vato
Co-hyponymes albasitra, diamondra, falia, jabilao, karanana, karangana, marbra, sokay
Origine Anglais: slate.

Mis à jour le 2023/10/08