|
|
|
|

Teny iditra1  mamato
Fototeny  2 vato
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 mitokona, tsy mihetsika toy ny vato [Sihanaka] [1.78]
5 Manjary mivonto [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 former une tumeur, un durillon [1.3#816]

Fivaditsoratra  mamato, 7 mamota

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12