| Entrée | 1 diamondra |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Karazam-batosoa hita any anaty tany, izay voatombana ho sarobidy indrindra amin' ny zavatra rehetra fanaovana firavaka noho ny tarany mihalotralotra hafa kely Zavatra tsara sy sarobidy aoka izany [1.1] |
| Explications en français |
4 diamant [1.13] |
| Exemples |
5 Vohitra tsy misy olon-dratsy, voaravaka diamondra sy voninkazo tsy halazo mandrakizay ise?
[2.5#]
6 Ary moa hahasimba ny famiraniratan' ny diamondra va ny iarahany mitoetra amin' ny vatokaranana? [1.380#nyfanandratantena] |
| Hypéronyme |
|
| Co-hyponymes |
|
| Anagrammes | 16 andramody, 17 diamondra |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|