Entrée | 1 karangana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Karazam-bato mafy nefa malia ary marirandrirana ny zorony: Vato karanana [1.1] |
Exemples |
4 Tsaroany tsara ilay renibeny hany sisa nitaiza azy ka mpampilalao azy vato karangana sy valala ambolo eny antokotany.
[2.470#]
|
Synonymes | 5 karanana |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Anagrammes | 15 karananga, 16 karangana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |