|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  -tsiny
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe siny

Teny iditra (2/4)3  tsiny
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 fanamelohan' ny mpiara-monina noho ny hadisoana nataon' ny tena taminy: Nahazo tsiny tamin' ny rainy izy noho ny ditra nataony.
6 ota, fahotana: Mbola zaza tsy manan-tsiny izy io.
7 kilema: Misy tsininy kely ny latabatra namboarinao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 blame, fault, reproach. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 blâme, censure. [1.3, 1.8]
10 culpabilité, défaut. [1.3]
11 faute. [1.8]
Voambolana  12  Filôzôfia
Tovy hevitra  13 adidy, fondro, soketa
Mpanahaka  14  adidy, 15  fanadidiana, 16  faniniana, 17  feta, 18  fondro, 19  heloka, 20  kiana, 21  kizaka, 22  latsa, 23  likiliky, 24  lolotramalona, 25  nenitra, 26  ngidinkoditra, 27  otafady, 28  safay, 29  soketa, 30  tebaka, 31  teny, 32  tenitra, 33  tevidoha, 34  voina
Kamban-teny rehetra  35  Fikambanana 10 amin' io teny io
Ohabolana  36  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/4)37  tsiny
Sokajin-teny  38  anarana
Fanazavàna teny malagasy  39 fanamafisana vy amin' ny fanampiana na fanofanana azy: Tsy tsara tsiny ity angadinao ity, Rabe.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  40 action de reforger et do retremper les outils émoussés. [1.3]
Sampanteny 
Mpamaritra :

Teny iditra (4/4)42  tsiny
Sokajin-teny  43  anarana
Fanazavàna teny frantsay  44 Esprits de la nature et surtout de la végétation, censés résider dans les fourrés touffus, les enchevêtrements de lianes, d'où la crainte qu'on a d'y pénétrer. D'après J.M. Estrade, on les considère comme les connaisseurs par excellente des vertus des plantes. C'est pourquoi on les invoque à l'égal des esprits des rois ; leurs saha (= medium) qu'ils sont censés inspirer, jouissent d'une grande réputation. Ils comprennent d'ailleurs toute une hiérarchie et leur chef suprême appelé lavanify (« longues dents ») joue le rôle de principal exécutant des vues du Créateur (andriananahary). Voir le Tromba (1977) p. 216.. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  45  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  46 intsy, 47 tsiny

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09