|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 latsa- |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe latsaka |
| Ohatra |
3 na izay nikiaka mba ho latsa-drà.
[2.59#204]
4 latsa-dranomaso i Dada nahita izany. [2.472#155] |
| Teny iditra (2/2) | 5 latsa |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
26 [Tanosy] gaga
[1.78] 27 Teny maharary entimaneso na manakora olona voa; teny atao amin' izay voa tamin' ny zavatra nandrarana azy; fitenenana olona tsy mahay mankasitraka ka ampahatsiahivina azy amin' izany ny soanatao taminy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
28 reproach
[1.2, 1.7] 29 upbraiding [1.2] 30 an insult [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
31 reproche, injure
[1.8] |
| Ohatra |
32 Sady latsa no menatr' olona.
[2.69#278]
33 Koa aza atao latsa ho anay ny fanahy tsy ampy. [2.298#33] |
| Voambolana | 34 Ontam-po |
| Ohabolana | 35 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|