|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tebaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Eso, fanaratsiana, fanakianana noho ny hasosorana na ny tsy fifankahazoana
4 Fanaovana tsinontsinona, fanatsizarizariana, famotsifotsiana, faniratsirana. [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 21 betaka, 22 tabake, tebaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|