Entrée takona
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Voasakan-javatra ka tsy hita: Takon' ireo hazo ireo ny tranonay
Miafina amin' ny...: Takona ahy ny tarehiny [1.1]
Explications en anglais Hidden, not seen [1.7]
Explications en français Caché, dérobé à la vue, secret: Takon’ ny tamboho izy ka tsy hita (Il est caché par la muraille et on ne le voit pas) ~ Takona azy ny tanàna (Le village lui est caché) ~ Takona antsika ny zavatra ho avy (L'avenir nous est caché) [1.3]
 Caché, qu'on ne voit pas [1.8]
Exemples 
1ka hianao ho takona, ary izaho tsy ho hita! [2.69]
2Aza mifanalavitra loatra, hoy izy, ary mandrosoa kely Indriana fa takona. [2.332]
3Hoby moa izany no nataon'izy rehetra, raha mbola tsy takona akory izahay. [2.588]
Dérivés 
Mots composés 
Proverbes 

Entrée takona
Partie du discours nom
Explications en malgache Fiaraha-mibata zava-mavesatra; firaisana hina hanao zava-dehibe sarotra iray; fiarahana mibata na mikarakara faty iray [1.1]
Explications en anglais  [Provincial] A provincial name for a palanquin. See lanja, tondra, entina [1.2]
Explications en français Action de porter à plusieurs un lourd paquet, un mort qu’on va ensevelir [1.3]
Dérivés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/06/16