|
|
|
|

Entrée1  entina (tondra)
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  ilazana zavatra vimbinina na sakelehina na babena na lolohavina... ka afindra toerana miaraka amin' ny tena: Ento atỳ ny solomasoko ~ Efa nentiny am-babena nankany amin' ny hopitaly ny zanany
4  Lasa, paohina: Nentin' ilay kary iny ny satroko ~ Nentin' ny rivotra ny tafontrano
5  Fehezina: Entin' ny fanjakana ny vahoaka
6  Anaovana: Akanjo madio no entin' ny olona amin' ny andro fety
7  Ampiasaina: Famaky no entiny mikapa taolana [1.1]
Explications en français  8  porté, emporté [1.3#127, 1.5]
9  apporté, enlevé, amené, conduit, transmis, employé, dépensé, dont on se sert
10  gouverné, géré, poussé [1.3#127]
11  charrié, emmené [1.5]
Exemples  12  andao ianareo hiaraka amiko fa hoentiko any amin' ny polisy ity anio. [2.4]
13  akanjo betsaka no nentiny tany an-tsena (il a porté au marché beaucoup d’habits) [1.3]
14  nentiny tao an-tranony ny bokiko (il a emporté mon livre chez lui) [1.3]
15  nentiny ilay zavatra nangatahiko (il m'a apporté ce que j’avais demandé) [1.3]
16  nentin'ny rivotra ny satroko (le vent m’a enlevé mon chapeau) [1.3]
17  nentiny taty amiko ny alikako very (il m’a amené le chien que j’avais perdu) [1.3]
18  nentiny tao an-trano fianarana ny zanako (il a conduit mon enfant a l’école) [1.3]
19  fanao nentin-drazana izany (c’est un usage transmis par les ancêtres) [1.3]
20  vato voapaika ihany no nentiny nanao ny tranony (il n’a employé que des pierres de taille pour bâtir sa maison) [1.3]
21  be dia be ny vola nentiko nanao ny tranoko (j’ai dépensé beaucoup d’argent pour bâtir ma maison) [1.3]
22  ny fahefanao no tokony hoentinao hanao soa (vous devez vous servir de votre pouvoir pour faire du bien) [1.3]
23  tsy entiny tsara ny vahoaka (il ne gouverne pas bien le peuple) [1.3]
24  nentin' ny fahantrana izy ka nangalatra (il a été poussé par la misère et a volé) [1.3]
Morphologie 
25  Présent :
26  Passé :
27  Futur :
28  Impératif :
Mots composés 
Titres 
Proverbes  40  Proverbes contenant le mot entina

Anagrammes  41  entina, tenina

Mis à jour le 2023/06/11