|
|
|
|

Teny iditra1  lanja
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Havesaran-javatra aramizana: Firy kilao ny lanjan' io vary io?
4 Fitondrana zavatra na biby na olona eo ambony soroka: Aza atao lanja kisoa, lehiretsy, itỳ zanak' olona! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 weight [Comp. Swa. mlanza, a pole for carrying] [1.2]
6 weight [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 poids, pesanteur [1.8]
8 importance; masse, dose [1.13]
Ohatra  9  Raha lanja no hitsarana, dia ireny no vato-mizana; [2.285]
10  Ny vaton' ny Filoha no mahery lanja raha mitovy ny isam-bato. [2.114]
11  mandova ny rainy ary koa ny reniny, na dia tsy mitovy lanja aza izany. [2.606]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  42  Fikambanana 31 amin' io teny io
Ohabolana  43  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09