Entrée |
fanakonana
(takona)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fanaronana, fandrakofana; fanakanana tsy habita, tsy ho hita [1.1]
|
Explications en anglais | The act of covering; an eclipse [1.7]
|
Explications en français | Action de cacher, de couvrir ; éclipse du soleil ou de la lune [1.8]
|
Exemples |
1 | Ary raha mifaritra ny masoandro, na ny volana misy fanakonana.
[2.857]
|
2 | Amin'ilay isian' ny fanakonana iny, ka mahamaizina ny masoandro na ny volana dia matahotra ny Bara satria loza lehibe hoy izy no tonga amin'ny tany.
[1.353]
|
|
|