|
|
|
|

Teny iditra1  taitra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsy matory intsony, efa mifoha na mahatsiaro: Tamin' ny dimy aho dia taitra aninaraina.
4 Mivadipo, mirongatra tampoka eo am-pahitana zavatra mahatsiravina, na fandrenesana loza tsy nampoizina: Taitra aho nahita ilay aloka nivoaka avy tao anaty kirihitra ka nanitsy nankeny amiko ~ Taitra Rakoto nandre ny vadiny voadonan' ny fiarakodia. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 startled, shocked. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 surpris, épouvanté subitement, saisi par la peur. [1.3]
7 surpris, choqué. [1.8]
Haiendriteny 
8  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  24  ankona, 25  hendratra, 26  kehana, 27  mamakytakotra, 28  miantsambotra, 29  midobodoboka, 30  mientanairayihany, 31  mikopapaka, 32  mikoropaka, 33  miontana, 34  mirongatra, 35  misarongatra, 36  mitsamboatra, 37  mivadipo, 38  tsymaharaytena, 39  vahotra, 40  varahontsana
Kamban-teny rehetra  41  Fikambanana 9 amin' io teny io
Ohabolana  42  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  43 atitra, 44 itatra, 45 taitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09