|
|
|
|

Teny iditra1  miantsambotra
Fototeny  2 antsambotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitsambikina, miantoraka: Niantsambotra ny alika ka lasany ny hena roa kilao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to jump. [1.2]
6 to spring up at, to fly at one.. [1.2]
7 to leap up, to start. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 bondir de surprise; sauter. [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02