| Entrée | 1 vahotra |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Mionkina ny hozatra ka tsy mahahetsika, na noho ny hatsiaka na noho ny hatairana: Amin' izao fahalasanan' ny havana tampoka izao, vahotra ny lela. [1.1] |
| Explications en anglais |
4 benumbed perplexed [1.7] |
| Explications en français |
5 engourdi confus [1.3, 1.8] 6 transi, crispé par le froid fig. stupéfié, saisi de crainte, troublé, embarrassé, confus [1.3] |
| Exemples |
7 nefa voafatotra ny saiko, ary vahotra ny tanako, ka tsy naharaka ny fihetsehan'ny foko.
[2.324]
|
| Dérivés |
|
| Anagrammes | 28 hovatra, 29 vahotra, 30 vohatra |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|