|
|
|
|

Entrée1  hatairana
Radical  2  taitra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fihetseham-po mahita na mandre zavatra tampoka tsy nampoizina: Mifoha amim-pahatairana
Fivadiham-po: Tsy hita holazaina ny fahatairako nahita ilay ombalahy be tandroka roa metatra teo anoloako [1.1]
Synonymes  5  fahatairana

Anagrammes  6 ahiratana, 7 hatairana, 8 iharatana

Mis à jour le 2025/09/12