Entrée tinaitra (taitra)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Tairina, fohazina: Notinaitran' ny poa-basy ny zaza
Voatampoka, gaga: Tinaitran' ilay vaovao i dada ka nandraiki-narary [1.1]
Explications en français Surpris, effrayé subitement [1.3]
Morphologie 
Présent : tinaitra, tinaitrako, tinaitranao, tinaitrany, tinaitrantsika, tinaitranay, tinaitranareo, tinaitran'
Passé : notinaitra, notinaitrako, notinaitranao, notinaitrany, notinaitrantsika, notinaitranay, notinaitranareo, notinaitran'
Futur : hotinaitra, hotinaitrako, hotinaitranao, hotinaitrany, hotinaitrantsika, hotinaitrnaay, hotinaitranareo, hotinaitran'
Synonymes voataitra

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20