|
|
|
|

Teny iditra1  Sakalava
Sokajin-teny  2  anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  3 Anaram-poko lehibe monina amin' ny tany anelanelan' Ampasimena, avaratra, hatrany Toliary, atsimo, ary ny atsinanana, voafaritry ny tandavan-tendrombohitra mamaritra ny tanin' ny Marina. Azo zaraina ho faritra efatra lehibe ny Sakalava, izay ireto avy raha asesy avy avaratra: i boina (renivohitra mahajanga), ambongo (renivohitra besalampy), i menabe (renivohitra morondava), ary i fiherenana (renivohitra toliary) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 peuple habitant la côte ouest, nord-ouest et nord de Madagascar (villes principales: Morondava, Majunga, Nosy Be)
5 Sakalavan' i Menabe: les habitants de l'ancien royaume du Menabe
6 Sakalava avaratra: les Sakalava du Nord
7 Sakalavan' i Boina: les habitants de l'ancien royaume du Boina
8 Sakalava masikoro: les éleveurs et agriculteurs de l'intérieur
9 Sakalava vezo: les pêcheurs qui vivent sur le littoral [1.5]
Voambolana  10  Tantara: firenena
Mpanahaka  11  masikoro, 12  masikoro, 13  vezo, 14  vezo
Kamban-teny rehetra  15  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  17  Tenim-pirenenana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20