| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 Masikoro | 
| Sokajin-teny | 2 anaram-poko | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 Zanapoko sakalava andrefana, aty amin' ny aty tany, mifanindrana amin' ny Vezo izay mitoetra amin' ny morontsiraka, mivelona indrindra amin' ny fiompiana sy ny fambolena [1.1] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
4 habitant de l'intérieur. [Tankarana]
 [1.19] 5 nom d'une population du sud-ouest de Madagascar (ville principale: Toliary) [1.5]  | 
| Ohatra | 
6 Izay no nahatonga ilay anarana hoe Vezo sy ny masikoro.
[2.606#176] 
 7 Ny masikoro na Antifiherenana no foko lehibe ao Fiherenana. [2.508#95]  | 
| Voambolana | 8 Tantara: firenena | 
| Mpanahaka | 9 sakalava, 10 sakalava, 11 vezo, 12 vezo | 
| Teny nalaina | 13 Soratra misy io teny io | 
| Tsanganana sy sary iray takila | 
14 Tenim-pirenenana | 
| Fivaditsoratra | 15 kiro-maso, 16 Masikoro, 17 misoroka | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |