|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 vezo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 4 vezo |
| Sokajin-teny | 5 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 voiso [Taisaka]
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 7 Vezo |
| Sokajin-teny | 8 anaram-poko |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Zana-poko madinika sakalava, atsimo andrefana, malaza amin' ny fahaizana rano ka ny fanjonoana indrindra no antom-pivelomany [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 nom d'une tribu du sud-ouest de Madagascar [1.3#831] 11 nom d'une population de pêcheurs du sud-ouest de Madagascar (villes principales: Toliary, Morombe) Sakalava vezo: les pêcheurs qui vivent sur le littoral [1.5] |
| Voambolana | 12 Tantara: firenena |
| Mpanahaka | 13 masikoro, 14 masikoro, 15 sakalava, 16 sakalava, 17 vezompotaka, 18 vezompotaka |
| Kamban-teny rehetra | 19Ambezo |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
21 Tenim-pirenenana |
| Fivaditsoratra | 22 Vezo, vezo, 23 zevo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|