| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/4) | 1 -boina | 
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe voina | 
| Teny iditra (2/4) | 3 boina | 
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
5 Tsy miraharaha, tsy miahy: Vehivavy boin-janaka Ravelo [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
6 easy, unconcerned, not careful, not solicitous, squandering in one's habits. [1.2] | 
| Teny iditra (3/4) | 7 Boina | 
| Sokajin-teny | 8 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
9 la plus septentrionale des quatre divisions du pays sakalava, dont le chef-lieu est Majunga et qui constitue une des régions les plus intéressantes de l'île. Le nom Boina était antérieurement réservé à la seule ville actuelle de Mitsinjo; aujourd'hui, il désigne une province limitée: à l'ouest par l'Ambongo; au sud par le Tampoketsa; à l'est par l'Androna; et au nord et nord-est par la Sofia... [1.11]  | 
| Teny iditra (4/4) | 10 Boina | 
| Sokajin-teny | 11 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
12 (baie de) baie assez importante de la côte nord-ouest, située à l'est du delta de la Mahavavy. Au nord-ouest de la baie de Boina se trouve l'île de Makamby. [1.1] | 
| Fivaditsoratra | 13 abony, 14 boina, Boina, 15 bonia | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 | 
 |