|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ada
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3 aisance, bonheur, jouissance, lenteur, paix, prospérité --> faly, gike, lame, sambatse, sinisiny, soa, tahe, velo. [1.68]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :

Teny iditra (2/3)10  ada
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny anglisy  12 Father, papa. See aba, and ray.. [Provincial] [1.2]
Voambolana  13  Fifandraisana: fianakaviana
Tovy hevitra  14 aba, baba, dada, ikaky, ray
Kamban-teny rehetra  15  Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)16  Ada
Sokajin-teny  17  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  18 Adah. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  19 Ada. [2.996]
Ohatra  20  Ary ada niteraka an'i Jabala; [2.996]
Voambolana  21  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  22 Toko sy andininy momba Ada
Lahatsoratra  23 Randzavola: Ada ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  24 ada, Ada

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09