|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  rairay
Fototeny  2 ray
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Kasika: Zaza tia rairay
5 Fakana zavatra amin' ny tanana
6 Fampidirana olona ao an-trano [1.1]
Ohatra  7  ka nampandaloviny azy tsy rairay, fa nilahatra no fandehany tamin'izany. [2.59#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Tovy hevitra  12 ray
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)14  rairay
Fototeny  15 ray
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny anglisy  17 Reduplication of ray [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  18 [duplicatif fréquentatif] [1.3#500]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny rehetra  21  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)22  rairay
Fototeny  23 ray
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny anglisy  25 petty thieving [1.2]

Fivaditsoratra  26 ariary, rairay, 27 riaria

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09