|
|
|
|

Teny iditra1  mampifandray
Fototeny  2 ray
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4  Tari-barahina lava mampifandray tanàna roa. [2.270]
5  mampifandray ny olona sarahin' ny elanelan-tany ny asan' ny paositra. [2.117]
6  ankoatra izany, tsy misy rafitra mipetraka mampifandray ny tolotra asa sy ny fangatahana asa. [4.27]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29