|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  -drain'    -drain-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe ray
Fanazavàna teny anglisy  3 of/by the father of. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 du père de, par le père de. [3.1]
Ohatra  5  Sikajy isan-drain-jaza Sisaony. [1.123#]
6  fa raha mahatsiaro ny ratsy ataon-drain-tena, na maty aza ahoako! [2.299#159]
7  Rahalahin-drain'ialahy sy anabavin-drain' ialahy iray tam-po no ao [2.588]

Teny iditra (2/4)8  drain    
Sokajin-teny  9  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  10 mandany na mampiala tsikelikely.
11 misotro hatramin' ny farany. [1.17.mg#32]

Teny iditra (3/4)12  drain    
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 fantsona na tatatra anariana rano maloto.
15 zavatra mandany hery, vola, ets. tsikelikely. [1.17.mg#32]

Teny iditra (4/4)16  drain    
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 tatatra na fantsona fanamainan-tany. [1.9.mg#126]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12