|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  omba
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fiarahana [Taisaka] [1.78]
4 Fiarahan-dalana, fanjohiana na fanenjehana avy ao aoriana, fanarahana hevitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 action de suivre, d'aller ensemble
6 action de se ranger du côté de quelqu'un [1.3]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
8  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  21 hetsika ombam-pihovitra

Teny iditra (2/5)22  omba
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny malagasy  24 Fandrakofana; fiarovana amin' ny hatsiaka na rivotra; fisakobonana amin' ny lamba na zavatra hafa tsy hangatsiaka, mbomba. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  25 action de couvrir, d'envelopper
26 action de protéger [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  33 omban-drenikely

Teny iditra (3/5)34  omba
Sokajin-teny  35  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  36 inoana [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (4/5)37  omba
Sokajin-teny  38  anarana
Fanazavàna teny malagasy  39 mponina an'ala fahagola, olon-dia ankehitriny [Taisaka]
40 olon-dia, fanampiana, adala mirenireny an'efitra [1.78]

Teny iditra (5/5)41  omba
Sokajin-teny  42  anarana
Fanazavàna teny malagasy  43 sangomby [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  44 ambo, 45 mabo, 46 mbao, omba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09