|
|
|
|

Entrée (1/2)1  inoana
Radical  2  ino
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Ekena tanteraka: Inoako ny fahaizan' ny olo-mahay ankehitriny
Ekena ho marina, ekena fa misy: Tsy azo inoana izany [1.1]
Explications en anglais  5  to be believed [1.7]
Explications en français  6  qu'on croit [1.3, 1.8, 1.5]
7  qu'on accepte sans réserve, qu'on reconnait [1.3]
Exemples  8  inoako ny fahaizany (je reconnais sa science) [1.3]
9  tsy azo inoana izany (on ne peut pas croire cela, c’est incroyable) [1.3]
10  Sarotra inoana izany. [2.117]
11  Tsy hitako be ihany zay hataoko teo anoloan' ny tsy azo inoana. [2.471]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :

Entrée (2/2)16  inoana
Radical  17  ino
Partie du discours  18  verbe relatif
Morphologie 
19  Présent :
20  Passé :
21  Futur :
22  Impératif :

Anagrammes  23 Ainona, 24 ananio, 25 aninao, 26 anoina, 27 Ianona, 28 inoana, 29 ny anao

Mis à jour le 2025/09/12