|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  momba
Sokajin-teny  2  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny amin' ny, mikasika ny...: Niresaka momba ny fitsapana hevibahoaka izahay [1.1]
Ohatra  4  Dia niresaka momba ny varotra sy ny vidin-javatra izy mivady. [2.470]
Kamban-teny rehetra  5  Fikambanana 11 amin' io teny io

Teny iditra (2/4)6  momba
Sokajin-teny  7  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsy miteraka: Taloha nalain' ny fanjakana ny fananan' ny olona momba (ny biby raha tsy miteraka, tsy mba atao hoe momba fa bada) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 barren (used of human beings) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 barren. Used of women [1.3]
11 stérile (se dit ses personnes) [1.8]
Kamban-teny rehetra  12 maty momba

Teny iditra (3/4)13  momba
Fototeny  14 omba
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  16 Manaraka, mihazo: Nomba irý lohasaha ambany atsimo irý izy
17 Miaraka, mandeha miaraka, manotrona: Intý ny lambamena homba ny maty ~ Nisy lehilahy telo nomba azy
18 Miandany, manampy: Moa momba ny tarik' i Rainisongomby ve ianao?
19 Mikasika: Miresaka momba ny fanampiana ireo tra-boina ny fokonolona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  20 to follow, to accompany, to associate with, to take part with. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  21 suivre, accompagner, aller ensemble, suivre une direction; se ranger du parti de quelqu'un, concerner, regarder:
22 Misy miaramila maro momba azy (Il y a plusieurs soldats qui l'accompagnent) ~ Nomba tanety izy (Il est passé par terre) ~ Nomba io tendrom-bohitra io izy (Il a suivi cette montagne) ~ Momba ny mpikomy izy (Il s'est rangé du côté de rebelles) ~ Raharaha momba ny fianakaviako izany (C'est une affaire qui regarde ma famille) [1.3]
Haiendriteny 
23  Ny ankehitriny :
24  Ny lasa :
25  Ny hoavy :
26  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  27  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (4/4)28  mom
Fototeny  29 omba
Sokajin-teny  30  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao momba [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  31 mambo, momba, mombà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21