|
|
|
|

Entrée (1/2)1  milaza
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  laza
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  17  [1.10] manambara hevitra na zava-miseho na baiko na hafatra amin' ny alalan-ny fitenenana; manambara, mitantara, mandidy, manafatra, miresaka, mampahafantatra, mampahalala, manome teny, manome baiko, amin-ny alalan-ny fitenenana. Indro izaho milaza teny soa mahafaly aminareo...
18  [1.1] mampahalala zavatra amin' ny alalan' ny teny na soratra: Hilaza zava-baovao mahatalanjona aminao aho
maneho ny hevitry ny tena: Nilaza izy fa ho tonga
mamoaka ampahibemaso: Nilaza ny lehiben' ny governemanta fa izay tratra mangalatra omby dia hofaizina mafy
mitory, manambara: Efa mahay mandainga Ikotokely; milaza izany fa efa vory saina ny adalalahy
mitantara: Latsa-dranomaso izy nilaza ny zava-nitranga tamin' ny 13 mey
Explications en anglais  19  [1.2] to tell, to say, to inform; to report, to tell off, to refer to
Explications en français  20  [1.3, 1.5] dire
21  [1.3] publier, annoncer, déclarer, signifier, narrer
Exemples  22  [2.470] Ary tandremo sao mandositra à, milaza aho izany
23  [2.471] milaza ianao fa tia ahy, hoy izy nony ela
24  [2.472] Misy olona milaza fa ny asam-pambolena dia sahala amin' ny asa rehetra ihany
Analogues  25  manao tsy lian-tsofina, mitory, maneho, mamosaka, mamboraka, manaboraka, mamaky volana, mitantara, mitanisa, mamisavisa, miventy
Proverbes  26  Proverbes contenant le mot milaza

Entrée (2/2)27  mila
Partie du discours  28  impératif du verbe actif milaza [Liste complète]
Radical  29  laza
Proverbes  30  Proverbes contenant le mot milazà

Anagrammes  31  ilazam, lazaim, milazà, milaza

Mis à jour le 2025/08/10