|
|
|
|

Teny iditra1  manao tsy lian-tsofina
Singan-teny  2 manao, 3 tsy, 4 liana, 5 sofina
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 milaza mialoha amin' olona zavatra vaovao izay mbola ho henony ihany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 informer quelqu'un d'une nouvelle qu'il apprendrait bientôt par quelqu'un d'autre [1.3, 1.5]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11