|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 nilaza |
| Fototeny | 2 laza |
| Sokajin-teny | 3 endritenin' ny hoe milaza |
| Ohatra |
4 Efa nilaza taminareo aho!
[2.528#137]
5 Misy izany ka tsy mba nilaza. [2.346] 6 Toa nalahelo izy nilaza izany. [2.332#87] |
| Teny iditra (2/2) | 7 nilaza- |
| Fototeny | 8 laza |
| Sokajin-teny | 9 endritenin' ny hoe ilazana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|