|
|
|
|

Teny iditra1  mihaingo
Fototeny  2 haingo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Misy haingo, mitondra akanjo misy haingo: Mihaingo aoka izany ny mpanambady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to adorn one's self, to decorate one's self, to wear ornaments. [1.2]
6 to adorn oneself [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 s'orner; être paré [1.8]
Ohatra  8  Ary nony tonga ny andro hampakaran-drano, dia mihaingo tsara dia tsara ny olona rehetra sy miravaka tsara amy ny izay firavaka ananany. [2.48]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Mpanahaka  13  manamy, 14  miangolavaitra, 15  mianjaika, 16  mihaminkamina, 17  mihamitra, 18  mihetsiketsika, 19  mijihina, 20  mipitsopitsoka, 21  mipopopopo, 22  miramadramatra, 23  miramarama, 24  miraratra, 25  miravaka, 26  mirebaka, 27  mirenty
Kamban-teny rehetra  28 mihaingo ambony tsikoko
Ohabolana  29  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17