|
|
|
|

Teny iditra1  miravaka
Fototeny  2 ravaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Misy na mitondra ravaka: Miravakany efitrano.
5 Mitondra: Miravaka galona ny tratran' ny mpandresy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to wear ornaments or jewelry. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 se parer de bijoux; s'orner. [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 miravaka, 14 mivaraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11