|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  manamy
Fototeny  2 hamy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitondra akanjo fenti-mihaingo, mihaingo. [1.1#586]
Fanazavàna teny anglisy  5 to wear an official dress. [1.2#446]
Fanazavàna teny frantsay  6 se costumer, être en tenue. [1.3#30]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)11  manamy
Fototeny  12 tamy
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14 Manao amboletra miditra ao an-trano amin' ny fihadiana vody rindrina, famakiana varavarana. [1.1]
15 mandrava, mandroba, maka ankeriny. [Tambahoaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  16 to attack (a town, etc.), to penetrate into a town. [Provincial] [1.2]
17 to dig through; to break into a house. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 attaquer une maison, un village, y entrer par la violence, en perçant les murs, en brisant les portes. [1.3#661]
19 entrer dans une maison en perçant le mur; entrer en brisant une porte ou une fenêtre. [1.8]
Ohatra  20  Misy manamy trano nony maizina; [2.996#]
Haiendriteny 
21  Ny ankehitriny :
22  Ny lasa :
23  Ny hoavy :
24  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  25 manamy trano

Teny iditra (3/3)26  manamy
Sokajin-teny  27  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  28 mihanika. [Bezanozano] [1.78]

Fivaditsoratra  29 mamany, 30 mamina, 31 manamy, 32 manimà, manima, 33 mimaña, 34 minama

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10