|
|
|
|

Teny iditra1  mianjaika
Fototeny  2 anjaika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao fivoriam-be.
5 Mihaingo, miraratra amin' ny haingo toy ny olona hamonjy zaika na anjaika. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 imp and rel not used. To assemble in grand apparel.. [1.2]
Ohatra  7  Ny amparasily sy ny lopotra hoenti-mianjaika : avy any ivelany. [2.503#]
8  Tena fanalikana atao amin' ny mahantra izany : alainay ny toe-piainany ety ivelany toy ny ankoso-bolamena, toy ny akanjo fitondra mianjaika. [1.369#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  12 palitao mianjaika
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09