|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mijihina
Fototeny  2 jihina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampisehobika amin' ny haingo anaovana, midihindihina amin' ny fitafiana somary mirehareha. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  mijihìna
Fototeny  10 jihina
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijihina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  12 mijihìna, mijihina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09