|
|
|
|

Teny iditra1  mifanangana
Fototeny  2 angana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana  4 miady [1.1]
Ohatra  5  Misy mpivady mifanangana, misy tsy mifanangana ka iray no atsangana, na ny lahy hanangana, na ny vavy hanangana. [2.48]

Fivaditsoratra  6 faminganana, 7 mifanangana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10