|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 manisa |
| Fototeny | 2 sisa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 [Tanala] mamela sisa
[1.78] 8 Mamela sisa: Tsy nanisa vary ho ahy lahy ny zokiko! 9 Manokana, mitahiry: Lafoko ihany ny voasariko telo fototra, nefa aza matahotra fa nanisa iray harona ho anao aho [1.1] |
| Fikambanana | 10 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how manisa |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 12 manisa |
| Fototeny | 13 isa |
| Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
19 Milaza ny fitohizan' ny isa: Efa mahay manisa ny zanako
20 Mijery ny isan-javatra na olona: Manisa ny mpianatra tonga ny mpampianatra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
21 to count
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 compter, énumérer, mettre au nombre. Mahay manisa sahady ity zaza kely ity: ce petit enfant sait déjà compter.
[1.3] 23 compter [1.8] 24 compter: mamela tsiroaroa (compter deux par deux) [1.13] |
| Ohatra |
25 manisa ny entana aondrana sy ampidinina no tena vaindohan-draharahako teny amin' ny s/s "Chantilly".
[2.471#36]
|
| Voambolana | 26 Matematika: rafitrisa |
| Fikambanana | 27 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how manisa |
| Teny iditra (3/3) | 28 manisà |
| Fototeny | 29 isa |
| Sokajin-teny | 30 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manisa [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 31 manasy, mañasy, manisà, manisa, 32 masìna, masina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15 |
|