| Index |
|
|
| |
Proverbes : manisa
|
|
|
| Proverbe 1 | Aza manisa ravina. [2.415 #5893]
Aza mihevi-dravina. [2.415 #5893]
|
| Traduction française | Ne fixez pas vos pensées sur les feuilles des arbres, et ne cherchez pas à les compter. [2.415 #5893]
|
| Interprétation française | Analogue au français : bâtir des châteaux en Espagne. [2.415 #5893]
|
|
|
| Proverbe 2 | Manisa be tsy ho any ny tena, tahaka ny vady kelin' ny mpanan-karena. [2.653]
Manisa be tsy ho an' ny tena ohatra ny vady tokantrano mason' ny mpanan-karena. [1.1]
Manisa be tsy ho an' ny tena, tahaky ny vadikelin' ny mpanan-karena. [2.415 #1426]
|
| Interprétation malgache | Enti-milaza olona izay tompony tsy mizaka amin' ny zavatra na fananana eo am-pelatanany. [1.1]
|
| Traduction française | Faire le compte de beaucoup de choses qu'on n' a pas pour soi, comme l' épouse secondaire d' un riche polygame. [2.415 #1426]
|
|
|
| Proverbe 3 | Manisa ny be tsy ho an' ny tena ohatran' ny vadi-kelin' Antananarivo. [2.558]
|
|
|
| Proverbe 4 | Manisa ravina. [2.415 #2524]
|
| Traduction française | Le pauvre qui fait de beaux rêves et bâtit des châteaux en Espagne est semblable à celui qui compte les feuilles des arbres. [2.415 #2524]
|
| Interprétation française | Se disait des choses et des désirs impossibles, irréalisables. [2.415 #2524]
|
|
|
| Index |
|
|