| Entrée (Teny iditra) | ![]() |
isa | ||||
| Partie du discours (Sokajin-teny) | adjectif (mpamaritra) | |||||
| Définition malgache (Famaritana malagasy) | Ny atao hoe isan-javatra na olona dia ny [...] ¶ Teny enti-milaza ny hoe "iray" eo am-pan [...] [texte complet dans Rajemisa 1985] | |||||
| Traduction anglaise (Dikanteny anglisy) | One, each, every [Hallanger 1973] | |||||
| Traduction française (Dikanteny frantsay) | Est toujours employé pour un, quand on commence à compter. [Abinal 1888] | |||||
| Un, chacun [Hallanger 1974] | ||||||
| Vocabulaire (Voambolana) | Mathématiques: arithmétique (Matematika: rafitrisa) | |||||
| Expressions (Fombam-pitenenana) |
| |||||
| Voyez (Jereo) | iraika ~ iray | |||||
| Fanisana vaovao ~ Addition (Fifanampiana) ~ multiplication (fampitomboana) ~ Les nombres (Ny isa) | ||||||
| Entrée (Teny iditra) | ![]() |
isa | ||||
| Partie du discours (Sokajin-teny) | nom (anarana) | |||||
| Définition malgache (Famaritana malagasy) | Ny atoa hoe isan-javatra na olona dia ny [...]Teny enti-milaza ny hoe "iray" eo am-pan [...]Isa fa tsy roa na safatsiroa [...]Isa landy: isa atoa tsiefaefatra [...] [texte complet dans Rajemisa 1985] | |||||
| Traduction anglaise (Dikanteny anglisy) | A number [Hallanger 1973] | |||||
| Traduction française (Dikanteny frantsay) | Nombre, numéro; action de compter [Abinal 1888] | |||||
| Nombre, numéro [Hallanger 1974] | ||||||
| Définition malgache (Famaritana malagasy) | ¶ isa A: isan'ny singa ao amin'ny vondrona iray ¶ isa ampahany: isa misy ampahany ¶ isa Brinell: maridrefin'ny hamafin'ny metaly nataon'i Brinell ¶ isa mifamatotra: z = x + iy sy z = x - iy dia isa mifamatotra, i = -1. ¶ isa mifamotitra: raha a = 0, a sy 1/a dia isa mifamatitra. ¶ isa sintona: raha y = x3 dia y = 3x2 no isa sinton'i y. ¶ isa tsimiova: ao amin'ny lefa x -- y = x + a izay misy ova x, ny a dia isa tsimiova. ¶ isa tsimivaky: ohatra isa tsimivaky eo anelanelan'ny 2 sy 7 [SLP 1986] | |||||
| Traduction française (Dikanteny frantsay) | Nombre, cardinal ¶ isa A: cardinal A ¶ isa ampahany: nombre fractionnaire ¶ isa Brinell: nombre de Brinell ¶ isa fitrangana: effectif. ¶ isa fitrangana manongoa: effectif cumulé. ¶ isa fitrangana manontolo: effectif total. ¶ isa haro: nombre complexe. ¶ isa mandeha eo amin'ny asa marika iray: retenue dans une opération ¶ isa miabo: nombre positif ¶ isa miditra: terme ¶ isa miditra ao amin'ny fanampiana: terme d'une addition ¶ isa mifamatotra: nombres conjugués. ¶ isa mifamotitra: nombres inversés. ¶ isa mizara, mpizara: diviseur ¶ isam-pahan'aratra: nombre de charge électrique. ¶ isa mpampitombo: multiplicateur ¶ isa sintona: nombre dérivé. ¶ isa ampitomboina: multiplicande ¶ isa taenimpolo, tatsiotampolo: nombre sexagésimal ¶ isa tafolo: nombre décimal ¶ isa tafolo amam-paingo: nombre décimal à virgule ¶ isa tsiankasa: nombre impair ¶ isa tsimifanapaka: nombres premiers entre eux ¶ isa tsimifanapaka daholobe: nombres premiers entre eux dans leur ensemble ¶ isa tsimiova: nombre constant. ¶ isa tsimivaki-nanahary: nombre entier naturel ¶ isa tsimivaky: nombre entier ¶ isa tsimivaky toradroa: nombre entier au carré. ¶ isa tsimivaky tsy voasaina: nombre entier irrationnel. ¶ isa tsimivaky voasaina: nombre entier rationnel ou entier relatif. ¶ isa tsy azo tsinjaraina: nombre premier ¶ isa voasaina: nombre rationnel. ¶ isa voatsapa: nombre réel. ¶ isa zaraina: dividende [SLP 1986] | |||||
| Vocabulaire (Voambolana) | Mathématiques: arithmétique (Matematika: rafitrisa) | |||||
| Expressions (Fombam-pitenenana) |
| |||||
| Voyez (Jereo) | Addition (Fifanampiana) ~ multiplication (fampitomboana) ~ Les nombres (Ny isa) ~ Les nombres (Ny isa) ~ Fanisana vaovao | |||||
| Entrée (Teny iditra) | ![]() |
isa | ||||
| Partie du discours (Sokajin-teny) | nom (anarana) | |||||
| Définition malgache (Famaritana malagasy) | Hira sy haisoratra betsileo. Misy karaza [...] [texte complet dans Rajemisa 1985] | |||||
| Mis à jour le 2012/03/02 |
|