|
|
|
|

Entrée1  lamina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fanaovana izay hisian' ny firindrana, ny fiezahana sy fanaovana izay tsy hahitana korontana; fikarakarana mba ho amin' ny toerany avy ny zavatra. [1.1]
Explications en anglais  4  See lahatra, andalana [1.2]
Explications en français  5  organisation; arrangement, ordre, disposition [1.13]
Exemples  6  Toy izao ny lamina arahina hanatsara ny karazan' asa misy eto an-tanananay; [2.445]
7  Salohy milofika tsara lamina toy izany no avy hatrany hitan' izy mpamangy tonga. [2.472]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  28  7 combinaisons de ce mot

Anagrammes  29 lamina, 30 malany, 31 malina, malìna, 32 manaly, 33 manilà, manila

Mis à jour le 2025/10/09