|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  andalana
Fototeny  2 lalana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Laharana: Ataovy dimy andalana ireto dabilio ireto.
5 Laharan-tsoratra: Isao mby andalana firy isantakila amin' itỳ boky itỳ/ Rehefa miova andalana dia soratana atao sora-baventy ny tarehin-tsoratra voalohany amin' ny teny voalohany.
6 Ambaratonga, zanatohatra: Misy andalana sivy ny gradin' ny miaramila.
7 Karazana: Maro andalana ny fakampanahy. [1.1]
8 fitambaran'ny teny mifanesy ao amin'ny tsipika iray. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  9 Arrangement in rows; different, various (as to kinds).. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 rangée, un rang, lignes, sillons: Ataovy andalana telo ireo tavoahangy ireo (Faites trois rangées de ces bouteilles) ~ Andalan-tsoratra firy no ao? (Combien y a-t-il là de lignes d'écriture?). [1.3]
11 ligne, vers. [1.13]
Haiendriteny 
12  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Tambinteny :
Kamban-teny rehetra  23  Fikambanana 19 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)24  an-dalana
Sokajin-teny  25  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  26 dans le chemin, en route. [1.3]
Ohatra  27  Ataoko telo andalana ity fanjakana ity. [2.508#]
28  ny paikan' andalana, mitsaikontsaikona; [2.314#]
29  Mafana aoka izany ny fony mamaky teny andalana vitsivitsy ao. [2.499#]
Kamban-teny rehetra  30  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)31  andalana
Fototeny  32 lala
Sokajin-teny  33  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#375]
Haiendriteny 
34  Ny ankehitriny :
35  Ny lasa :
36  Ny hoavy :
37  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  38 alandana, 39 an-dalana, andalana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09