|
|
|
|

Entrée1  alamina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  lamina
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Atao tsara lahatra, amboarina mba hirindra: Alamino ireto boky ireto
Karakaraina mba ho amin' ny toerana tokony hisy azy avy ny zavatra rehetra: Nalaminy ny trano vao nandeha izy
Explications en anglais  9  [1.2] to be arranged, to be set in order
Exemples  10  [2.117#] alamina sy diovina ny manodidina.

Anagrammes  11  alamany, alamina, amalany, amalian, lamaina, malaina, mianala, namaila, namalia

Mis à jour le 2025/07/29