|
|
|
|

Entrée (1/3)1  kinga
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Fatrapanao zavatra haingana sy tsara, haingam-panao zavatra, mailaka, mivikiviky: Kinga ery Ikoto rehefa miasa
Mahay, havanambanana: Mpitendry zavamaneno kinga Rakoto. [1.1]
4  maila-pihetsika [1.13]
Explications en anglais  5  clever, quick, shrewd [1.7]
Explications en français  6  habile, leste [1.8, 1.13]
7  adroit, agile [1.13]
Exemples  8  kinga sy maha miafina koa ry ilay matsaka [2.470]
9  Nisy mpitoraka kinga iray efa nomanina amin' ireo mpanotrika akaiky. [2.472]
Morphologie 
10  Simple :
11  Impératif :
Dérivés 
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés 
Synonymes  19  kingakinga
Analogues  20  mailaka, mailamailaka, lahilahy, matselaka, tselika, fanalo, malaky, malady, mavika, mavibika, mavitrika, mavitribitrika, mivikiviky, mariadriaka, marisika

Entrée (2/3)21  kin
Partie du discours  22  impératif de l'adjectif kinga [Liste complète]
Exemples  23  Ary ialahy, ry Dera, mba kingà  sy mahaiza mihetsika, fa misy zavatra kendreko amin' ialahy amin' izao fahatongavan' izy telo mianaka aty izao. [2.4]

Entrée (3/3)24  kinga
Partie du discours  25  nom
Explications en français  26  petit cours d'eau, ruisseau, affluent. § tanandranoboka, vinany. [Tankarana] [1.19]
Vocabulaire  27  Géographie: (en général)

Anagrammes  28 kangy, 29 kingà, kinga

Mis à jour le 2025/09/19