|
|
|
|

Teny iditra1  mavitribitrika
Fototeny  2 vitribitrika
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Matanjaka ary mazoto, marisika hanao zavatra: Aoka havitribitrika rehefa miasa fa aza milasilasy toy izao. [1.1]
Tovy hevitra  5 mavitrika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12