|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  malaky
Fototeny  2 laky
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 haingana, haingakaingana [Tanala] [1.78]
5 Haingana: Malaky mamaly izy / Nalaky nandeha itỳ zaza itỳ noho ny zokiny
6 Mandeha haingana, tonga haingana: Nalaky ianao androany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 quick [1.2]
8 prompt, quick [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 qui va vite [1.8]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  14 malakilaky

Teny iditra (2/2)15  malaky
Sokajin-teny  16  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  17 promptly, quickly [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 vite [1.8]

Fivaditsoratra  19 kalamy, 20 lamaky, 21 lamika, 22 makila, malaky, 23 malika, 24 Malkia, 25 Mikala

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12